Hevitra momba ny Lasitra iray

Hiverina amin'ny Lasitra iray
mampikanto ( 30/10/2004 07:10)
Tena tsara ka! Tena poetin'ny fitiavana tokoa ianao ka!
Marina e!

Inona avy kay ny sehatra misy anao eo @sehatry ny kanto ankoatry ny tonokalo!
nyeja ( 31/10/2004 12:22)
misaotra ry mampikanto, ny sehatra misy ahy dia poety sady mpamorona tononkira, ankoatra izay dia mandalina ny maha malagasy aho .
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093