Commentaire à propos de Izaho ve no tsy mahay mitia?
Revenir à Izaho ve no tsy mahay mitia?
tsie (
30/08/2004 07:36)
rehefa tena tia olona ianao dia jamba tanteraka ary na fangirifiriana toa inona ataony aminao zakanao foana ary tsy foinao izy! efa nihatra tamiko zany fa zao tsy maintsy ho avy ny fotoana hahatongavany orapifaliana aminao ka mahareta aza kivy @ zany fa lalany fiainana zany ! ary rehefa tena tojo ny tinao ianao tsy tsaroanao intsony zany rehetra zany! mahereza lalandava!
yonikafopl (
30/08/2004 13:41)
misaotra anao tsie mampahery hatrany.aleo angaha atao hoe izay tia adala!!!!!!!!
maeva74 (
05/04/2010 00:34)
Izay ilay tena fitia mampijaly mampahia .Mankasitraka foana
