Commentaire à propos de Assassins!!! ( manolona ny herisetra maneran-tany)

Revenir à Assassins!!! ( manolona ny herisetra maneran-tany)
crrlanto ( 08/09/2004 21:52)
tena omanao tsiny ilay ataonao hoe assasin .Marina fa azo atao hoe assasin izy reny , saingy mba manana ny filozofiany izy reny . Raha azoko tsara dia ireo yslam no tena lasibatra amina,tononkalo toy zao.Assasin daholo rehefa tsy manaja ny zo fototra maha olona , indd ny maha firenena ny firenena
NyKanto ( 14/09/2004 09:40)
Misaotra an'i crrlanto naneho ny heviny, tsy ny islamista mahery fihetsika ihany no resahiko eto fa rehefa n'iza n'iza mamono olona amin'ny anaran'ny antsoiny hoe fahafahana ( ireo mpitaky ny fahaleovan-tenanyohatra ireny nitranga tany Ossetie ireny), fivavahana ( ny islamista mehery fihetsika ohatra), ary ny demokrasia ( ny amerikana ohatra)

Ny Kanto.
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0165