Commentaire à propos de Voafafa

Revenir à Voafafa
NyKanto ( 11/06/2004 07:36)
Fanitsiana :
"Voafafanao" ilay fitia f'izao mijanona.

Ny Kanto.
Malalason ( 14/06/2004 08:48)
inoako fa fantatrao tsara i Alladin ary izaho dia namany akaiky ary mpanoratra toa anareo koa saingy angamba mbola tsy nandalo teo ambany masoanao ny sangan'asako jereo eo @ fitadiavana ity lohateny ity Tangena dia ho fantatrao hoe hatraiza ny lalana nolalovako teo @ fiainam-pitiavana lehibe tokoa ny fitiavana ka na dia hitanao fa mnimba ny fonao aza dia inianao atao ihany nefa raha izay fitia tsy nohajaina dia hainao ny tohiny ... io fitiavana io dia miseho @ endrika maro mety ho kisendrasendra, mety ho hafa noho izay fa io aloha no matetika mitranga; firy % ny olona moa no miaina ao anatin'ny fitiavana nefa mitondra ratram-po avokoa ianao mihevitra azy ho zava-dehibe fa ilay tianao mihevitra azy ho fialamboly ka izao:
any mbola misy
zara ho anao
tonolo iray vaovao
mety tsy noheverinao
fa hitondra fiadanana dia iza?
tsy iza fa 'lay namana
Lay TIA sy miandry anao...
R.JO
fantatro fa lavitra ny misy anao defa akaiky isika @ e-lmail dida.rakotomalalason@caramail.com
ny Rahalahinao R.JO
mampamangy any @ Alladin
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091