Nomeko (Ny Ngaly Henintsoa)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nomeko fofon'ainailay voninkazo kely
ka indro fa nandrobona
Ilay nogejain'ny ahitra
an-tany hotohoto
sy rano nitsikobona.
21 Jona 2016
--------
Rohy:
Sokajy :
Eritreritra mandalo
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Ny Ngaly HenintsoaNampiditra : NgalyHenintsoa
Daty : 15/07/2016 20:08