Ry tiana (ny tiako)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ry Tiana,
Indro lasa inao ka tsy
niverina intsony.
Ny foko anefa mbola te hiakatra
amonjy ilay ambony.

Indro dify ilay masoandro.
Dify koa ilay hazavana
Ny fitiavako anao anefa isanandro,
Tiako ianao manko ry malala.

Nivezivezy aho nitady anao,
ianao anefa try mba nangoraka
na nijery ahy akory.
Tsy mba tsapanao ve ra havako
fa izaho anie ka tsy mahita
antory.

Nosoratany Romuald aviany Berlin
allmangn. Izy manko no very ny fitia
--------
Rohy:
862 0
Hevitra mandeha
chakkakkely ( 15/05/2006 06:21)
tsara le tonokalo , ary mahereza dia matory tsara am zay an,
saharoy ( 19/05/2006 03:35)
avelao izy hadeha fa mbola betsaka ny tsara.Aza kivy ry sakaiza.
Aino ( 22/05/2006 12:13)
mihonona dia ahdinoy izy fa mbola hisy hisolo anazy sy anasitrana ny ferinao.
Romuald ( 09/07/2006 16:13)
Sira fona ary fa mba teneno ahy alo hoe iza izany hanafaka ny feriko izany.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ny tiako
Nampiditra : Romuald
Daty : 13/05/2006 15:24
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0129