ADINOY IZAY LASA RATSY (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
12. Septambra

« Averiko matetika aminao hoe hadinoy izay lasa ratsy. Sao lahy iny no hitarika fahavoazana mandreraka ka handò anao tanteraka. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(03.03.16)

(Fais la paix avec ton passé pour qu’il ne pourrisse pas ton présent.)
--------
Rohy:
14 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0128