ARAHO FITIAVANA NY ASA (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
20. Jolay??? " Raha miasa mafy ianao kanefa tsy ao ny fitiavana dia tahaka ny andevo ihany. Tafio ny finiavana dia hahita fifaliana ary ny herinao tsy ho lany.”
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(30.09.15)
(« Travailler sans amour ! C’est de l’esclave. » Mère Térésa)
--------
Rohy:
