ATOLORY AZY NY TOERANA VOALOHANY (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
30. Aprily?♥️⏳ « Fahombiazana no ilaiko. Aoka hatolotro voalohany ho AZY manontolo ny foko sy ny saiko. Ny fotoanako rehetra, omeko AZY tsy misy fetra. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao .
(06 .03. 14)
(« Pour réussir, donne toujours et en toutes circonstances la première place à DIEU dans ta vie. »)
--------
Rohy:
