AZA VARIANA AMIN’NY SEHO IVELANY (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
19. Jolay« Ny fisehoana ivelany dia tsy midika velively hoe sambatra izy lahy na malahelo am-panahy, fa misy toetra tena miafina, tsy azon’iza vakina afa-tsy ny tenany ihany.
Fadio ny mitsara ivelany, tsy nahalala akory ianao kanefa mitsaratsara fahatany. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(29.09.15)
(« Derrière une apparence normale peut se cacher une âme triste ou un cœur brisé. Alors ne juger pas sans savoir… »)
--------
Rohy:
