DINIHO NY LASANAO (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
24. Aogositra« Aza gaga raha hamalivaly na haniny anao ny menaky ny ainao. Diniho ny lasanao, ianao no mahalala azy. Andao hohavaozina sy harenina, fa raha vonona izy hankato, mora ho azy ny hotenenina. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(25-12-15)
--------
Rohy:
