ESORY NY FISALASALANA (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
05. Jona???? « Tsy ilàna adihevitra ny fahafahana mamaritra raha mafana ve ny rano ao anaty tsatokaty na mamanala toy ny faty. Ny fitsapana azy amin’ny fanondro adala dia efa valin-teny marina handresy lahatra izay misalasala. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(15 .07. 14)
(« Pour savoir si l’eau d’un bol est chaude ou froide, il faut y mettre le doigt…Il ne sert à rien de discuter. » Koan ZEN)
--------
Rohy:
Mpakafy:
rinaRAk
