FEHEZO NY TENANAO HO TONY (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
01 Septambra??️? “ Ny lesona goavana tsoahina avy amin’ny fiainana dia ny fahaizana mitony. Fehezo ny tena ho tony, na inona na inona miseho, mety io ho fiainana milamina, mety io ho fiainana mandratra. ”
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(07.06.16)
(“One of best lessons you can learn in life is to master how to remain calm.” Catherine Pulsifer)
--------
Rohy:
