HO LAVO VA AHO KA TSY HIARINA? (Ny_Vetso)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
17. Septambra

?? “Tsy azo lazaina ho tsy mahomby izay rehetra mianjera. Ny atao hoe tsy mahomby dia izay rehetra lavo ka mijanona tsy miarina, tsy vonona hitraka fa mamoy fo tsy laitra anarina.”

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(07.04.16)

(« La chute n’est pas un échec. L’échec, c’est de rester là où on est tombés. »)
--------
Lien:
4 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0127