IANARO NY MITOETRA IRERY (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
07. Jolay« Raha haiko ny mifaly amin’ny tenako dia ho haiko ny manararaotra ny mitoetra irery, dia handositra ny kotaba sy ny mety ho korontana. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(03 .06. 15)
(“On profite de la solitude seulement lorsqu’on est en paix avec soi-même.” Sagesse chinoise)
--------
Lien:
