IFALIO NY EO AN-TANANA (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
3. Jolay?♥️? “Amiko, ny fahasambarana dia tsy ny mandray foana izay nirina, fa mianatra mitia izay rehetra ananana sy mahita fifaliana amin'izay efa an-tanana.”
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(03.12.15)
(“Happiness isn’t getting what you want all the time. It’s about loving what you have and being grateful for it.”)
--------
Rohy:
