Ampidiro aloha ny tenimiafina
METEZA HO AMIN'NY TOERANY (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
19. Jona???? « Alohan’ny hanamparanao fahatezerana amin’ny hafa dia meteza aloha ho amin’ny toerany, andramo ny mihevitra azy. Diniho izay atao hahatanterahanao ny bitsiky ny fonao. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(08 .10. 14)
(« Avant de vous fâcher contre quelqu’un, faîtes l’effort de vous mettre à sa place et essayez de le comprendre. » Hervé DESBOIS)
--------
Rohy:
