METEZA HO IVO  (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
08. Jolay

⚙️?️?? « Mba fantatrao ve ny ivon’ny kodiarana? Tsy mihetsika izy nefa ifaharan’ny rehetra. Dia toy izany isika.
Aoka isika hihaino dia ho azontsika izay lazainy.
Hahita fifaliana foana satria tsapan’ny olona fa azo itokisana, mpanampy tena ilainy. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(03 .06. 15) 

(“Demeurer immobile à écouter, c’est la tranquillité de l’axe au centre de la roue.”)
--------
Rohy:
53 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0131