MIARENA (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
25. Aogositra?? “Ny fiainana, mazàna, dia misy kapoka mandrivorivo. Asehony ahy avokoa izay tsy iriko sy ireo rehetra tsy sitrako, matetika no alahelo, faharesena, hakiviana. Fa ny hany azoko antoka dia haiko hatrany ny miarina na betsaka aza ny mpanakiana."
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(29.01.16)
(La vie m’a frappé à quelques reprises. Elle m’a montré des choses que je ne voulais pas voir. J’ai ressenti la tristesse et l’échec, mais une chose est sûre : Je me suis toujours relevé.)
--------
Rohy:
