NY HAKANTON’NY FITIAVANA (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
2. May

??? “Efa hatramin’ny fotoana nitsirian'ny fitiavana tao anatinao, ka naniriany ho lalim-paka, dia indro fa nitombo ny hatsaran-tarehinao. Ny hakanto tena meva no indro nahazo laka satria ny fitiavana no lasa hatsaran-tarehy mitoetra ho mandrakizay.”

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(05. 11. 15)

(“Since love grows within you, so beauty grows. For love is the beauty of the soul.”     Sainte Augustine)
--------
Rohy:
24 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0143