RAISO AN-TANANA NY AMINAO (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
09. May????? « Ny fandraisako an-tanana ny fikoloana ny hatsarako dia tsy fanaovako an-tsirambina amin'ny fitandremako ny tenako. Dia mainka hokaliako sy hohajaiko, hokojakojaiko ary hokarakaraiko. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(15 .05. 14)
(« Soignez votre corps, mais ne négligez pas de prendre soin de vous. » Hérvé DESBOIS)
--------
Rohy:
