SAHIA MANDEFA FISAINANA TSARA (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
15. May??? « Raha feranao tsy handeha lavitra ny sainao, indrindra ho amin’ny tsara, dia izao no tsara ho fantatrao: mandindona sy akaiky anao ny ratsy ao aoriana ao. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(07 .06. 14)
(« Celui dont la pensée ne vas pas loin verra les ennuis de près. » Confucius)
--------
Rohy:
