SOKAFY NY LALANA REHETRA MAMPIVOATRA  (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
07. May

??« Misokatra avokoa ny lalana rehetra ahafahanao mivoaka raha toa isikinanao ny herin-tsaina mampivoatra. Tafio ny finiavana, ataovy an-tsitrapo izay rehetra mety ho vita fa ho lasa vokatra goavana. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(08 .05. 14)

(« Où la volonté ne manque pas, une voie s’ouvre. »   Extrait du Seigneur des Anneaux)
--------
Rohy:
59 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0251