TAFIO HATRANY NY FAHARETANA (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
7. Jona????? « Matoa misy olona tafapetraka amin’ny avo sy toerana ambony dia tao ny faharetana. Nandalovany avokoa ny fotoana, nifandimby tao daholo ny hakanton’ny fiainana sy ireo mety ho nahazendana. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(07 .08. 14)
(« Toute puissance est faite de patience et de temps. » BALZAC)
--------
Rohy:
