TSY HO FOANA VELIVELY NY FIKELEZANA AINA (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
18. Oktobra

« Ny fahafoizan-tena nandritra ny androm-piainanao, ao aoriana ao, dia ho tonga vokatra lehibe sy valisoa goavana. Tsy hita hosaintsainina fa miezaha hatrany miasa mafy, avy eo hijinja izay nafafy. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(14.06.16)

(« Un jour, tes sacrifices seront récompensés. Un jour, tes efforts porteront des fruits. »)
--------
Rohy:
25 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0245