VOLAVOLAO HO AMIN’NY TSARA DIENY MBOLA KELY NY ANKIZY (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
19.  Oktobra

??? « Ny tovolahy iray voavolavola sy tsara taiza dia hivoaka ho olom-banona. Ho ray izay azo ianteherana izy rehefa rahatrizay ka ho tabia sy rehareha, toy izany koa ny vavy raha nahazo fanabeazana voalanja sy tsy nanaovana kinanga.
Ho reny iray izay ipoiran’ireo taranaka sy dimby, hahay hampita fahendrena, ho to teny, ho be harena. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(15.07.16)

(“Un petit garçon bien éduqué devient un home, une petite fille bien élevée devient un peuple.”)
--------
Rohy:
6 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0269