Hevitra momba ny Aussi longtemps qu'il soit....

Hiverina amin'ny Aussi longtemps qu'il soit....
bichette ( 14/03/2005 09:32)
vitanao tononkalo ny ao ampoko
voninkazo.fotsy ( 17/03/2005 14:03)
:-) mba faly aho izany afaka naneho ny tao am-ponao koa..hay iraisana ihany ny zavatra hoatra izany!!!
nyeja ( 21/03/2005 08:06)
tsara , nefa aoka tsy ho latsa danja ny dexiemme amour, satria dia io ilay mpampionona .sao manko ianao manjombona loatra amin'izay efa lasa , aleo atrehana ny ho avy sy ny fifaliana entiny. Ny eja
andriary ( 23/03/2005 14:36)
Lokom-bonikazo tokoa ary dia fotsy botsiaka
pisoin ( 24/04/2005 15:34)
tena tsara rangah ah ary tena iainana mintsy io an!!!!!
Tolotra100 ( 27/04/2005 17:06)
Salut!

Izaho ihany no manoratra aminao
Mijery ny tononkalo-nao izaho izao.

Tena tsy hitako izay ambara, efa novakianao daholo ny ao am-poko.

MArina izany, tsy misy mahavoa-fafa an'izany, mandrakizay

Merci Bcp !!
welie ( 13/07/2005 16:11)
Misaotra betsaka fa tena tsara tokoa!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0119