Aleo hifarana hatany (omgui)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aleo hifarana hatreo
Ireo teny tambitamby sy ireo teny mamy
Fa teny hetina maneho
Ilay fitiavanao any ho any
Ny teninao dia efa mankaleo
Tsy tiako ho henoina intsony
Aleo hifarana hatreo
Ilay fitiavako hadinoy
Averiko mba malemy paika ianao
Kay saka mafafin-kiho
Ilay anarako any aminao
Aza atao anaty lisitra fa tsipiho
Fa izao no teniko farany
Ary aza atao mankarary fo
Ny fitiavana ankory tsy misy farany
Ary aleteho tsara ao an-doha
--------
Rohy:
3688 2
Mpakafy: ainajess98 - collin
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : omgui
Nampiditra : jacque
Daty : 21/11/2004 19:21
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0129