Tiako ianao (Patrick..ra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Atao hoe fitia adaladaa,
ne toa tsy man_tsahala!
Atao hoe diso varavarana,
nefa mitombo tsy mety mifarana!

Mibaribary raha hoafenina,
tsy holazaina toa mampanenina!
Odina fanina toa mamparary,
ato tsy hita tsy mampanjary

Raha tsorina dia lasanao ny foko,
torak'izany koa ianao fa inoko!
eny ,aminao indrindra,
Ianao irery fa tsy afa mifindra!

Tiko iano ry malala,
Tiko ianao ka tsihosoloko,
Satry ianao irery ihany no nahambabo foko.
--------
Rohy:
Sokajy : 1 - Fitiavana
2426 0
Hevitra mandeha
rajoelison19 ( 08/01/2015 18:21)
Hajao ny otinao
rajoelison19 ( 08/01/2015 18:23)
Hajao ny olotinao
rajoelison19 ( 08/01/2015 18:49)
Faly miarhab namn ao@ srs.org ny tenak
hery ( 19/01/2015 13:51)
Misaotra e...
mila ahitsy tsindraindray ny tsipelina
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Patrick..ra
Nampiditra : rajoelison19
Daty : 08/01/2015 18:14
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139