fo nomena (princesss01)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ilay foko efa ela no babonao
tsy asaraka intsony ka raiso anjakao
ataovy 'zay tinao
tontosaiko anie izao dia eny izao
ka tsinjovy sahady ny androany
fa hifanaja 'lay voady
fitia tsy no torena
fa vokatry ny fo nomena
fitia tokana aman-tany
tsy ho zaraina fa ho ahy sy ho anao iany
ho paradisa ny tany'zay no irina
ho fanaperana satria tiana sy tia
izay no efa iray
hifanaiky ho mandrak'izay
--------
Rohy:
Sokajy : Mariazy - Fitiavana
1607 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : princesss01
Nampiditra : princess01
Daty : 30/07/2008 09:24
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0129