Hevitra momba ny Eny ambanivohitra eny
Hiverina amin'ny Eny ambanivohitra eny![](http://avatar.serasera.org/161d28ab2e554b194667d3bab1383842.jpg)
Raï Tsitoh Mi'kalo (
16/04/2024 06:28)
Misaotra an'i Ikalamako namaly ny fangatahana mba hiantsa????
![](http://avatar.serasera.org/9fc87c2020e21b1183ed72eaef753e09.jpg)
ikalamako (
18/04/2024 12:01)
tsisy fisaorana namana a. Alefa tsikelikely fa lasa marobe ny fangatahana nony niha-niroso tamin'ny fiantsana isika. Fa ianareo ihany koa ange afaka miantsa azy e. Mba anjaranay indray ny mihaino anareo amin'izay, hihihi.