Mahaiza misaotra (Rafanoharana, Bolespara)

Nantsain'i Carole R.
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha misy manome
Zavatra ho anao
kingà miteny hoe
Misaotra tompoko ô

Ny akoho misotro rano
Na be na kely eo
Avia ange tazano
Diniho sy jereo

Zay azo no andrandraina
Fisaorana no atao
Rankizy, mbà misaina
Ambaka ve ianao
--------
Rohy:
Sokajy : fanabeazana - Ankizy
1632 1
Mpakafy: jenni
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rafanoharana, Bolespara
Nampiditra : hery
Daty : 04/03/2020 18:06
Antsantononkalo
Nantsain'i Carole R.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0118