FITIA ADALADALA (RAJEMA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako ianao ry tiako,
Tiako fa tsy hiriako
Kanefa izay rehetra fahorianao dia fijaliako.

Tiako ianao ry tiana,
Tsy hosandaina na vidiana
Hataoko solom-bodifotsy hanafana ny fandriana,


tiako ianao malala kanefa tsy tiaoko hoanjra,
Izany ve no hoe Fitia adalada?

Tiako hono ianao, tiako tsotr'izao, kanefa tsy hiriako akory.

Adala ny fitiavako ka mifona re rahavako.
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
679 1
Mpakafy: RAJEMA
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RAJEMA
Nampiditra : RAJEMA
Daty : 17/07/2019 13:46
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0131