Hevitra momba ny O RAFIAKARANA
Hiverina amin'ny O RAFIAKARANA
nabason (
25/09/2008 11:30)
tsy misy hevitra fa fisaorana no omeka dia nomeko isa betsaka ( rafiakarana ) anarako io
Rajordri (
03/10/2008 20:21)
Misaotra anao rangahy nanohana ny asa soratra. tsy nampoiziko hoe anaranao io. Mirary soa e.
