Hevitra momba ny 'mbetika
Hiverina amin'ny 'mbetika
zakilinina (
09/12/2004 13:31)
Omeko isa 5 izy ity ho fampaherezana, satria mahamora ny famakiana ny tononkalo ireo gadona sy rima nampiasaina. Ny votoatin-kevitra koa dia mazava.
Indro kely :
- mitoreo angamba fa tsy mitoreho.
Indro kely :
- mitoreo angamba fa tsy mitoreho.
vetsoko (
10/12/2004 19:11)
Ny fiainana mihintsy ry se no ohatr'izay a!mbetika maloka,mbetika mihiratra,misotra an'ise namoakan'izany zava-misy izany ho kanto
