Commentaire à propos de Tsy ratsy izy akory
Revenir à Tsy ratsy izy akory
kabatritra (
11/12/2004 19:46)
Misy tsipelina diso kely :
- avadibadibadio
- mite"ny
Kanefa tsara ilay tononkalo : ara-dalàna ny gadona sy ny rima. Ny foto-kevitra dia misongadina.
Isa 4.5

vetsoko (
12/12/2004 00:12)
misaotra @ le toro-hevitra
NY ratsy @ sasany tsara@ sasany moa ny tsara @sasany ratsy @ sasany,noho izany samy manana ny tsara aminy ary samy manana ny ratsy aminy.Natao tsy hitovy mihintsy ny tsara @ tsirairay avy fa raha tsy izany korontana be teto ambonin'ny tany,izay no mahatonga ny safidy (choix)
mazotoa