Honjam-pitia (Randriamihaja Dolany cevich)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha ho vita sy ho rava ny amintsika ry notiavina aoaka aho hiteny farany ,f`aza akifika na lavina , eny hionona ny foko , ka handrindrim-baravana , ho kosehiko ny lasa mba hidify sy hifarana ,aza omena tsiny aokory raha mitsipaka aho ka handao mavomavo aho mantsy ka tsy sahaza ho anao , hadinoy ireo rehetra mety hisy fahatsiarovana aoka mihitsy hivalona any ho dinafim-pahatsiarovana ,ity tonkalo ity dia ahatsiarovanao ny anarako rehfa tonga ny fotoana voatonona ho anjarako.
--------
Rohy:
908 0
Hevitra mandeha
Mandefitra ( 21/04/2005 12:15)
Kanto, saingy lasa bambaray loatra... moa Onja no fiteny fa tsy Honja sa tsy zany?
johan ( 25/04/2005 11:58)
tsara ka! fa naninona raha nasiana andalany eh?
SOBIKA ( 25/04/2005 13:42)
ka ny kanto ao anatiny ry reto no mitondra azy ah! @ zao kosa mba manana endrika we hafatra farany ho an'ilay malala fahiny eh!

Ary refa navalona dia aoka hivalona tkoa satria raha vorahina de lasa misy marika efatra eo ampovoany ary tena mipasoka indray vao mahafaka azay an
fiaritiana ( 25/04/2005 15:50)
tsara be ny tononkalonao , tohizo e
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Randriamihaja Dolany cevich
Nampiditra : radolany
Daty : 20/04/2005 11:57
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.013