Hevitra momba ny HANDEHA IZY
Hiverina amin'ny HANDEHA IZY
hery (
03/11/2006 08:08)
Novakiana tamin'ny tononkalo be mpitia tao amin'ny Radiovazogasy t@ 22 oktobra ity dia niverenako novakiana...
kiriah (
13/02/2012 15:27)
Henoko io hariva io ity tononkalo ity natao hira fa tena tsara le izy ka !, vao maika mitombo ny lanjan' ilay izy rehefa atao ankira, tohizo fa tsara e!
Mitantsotia (
05/04/2013 13:35)
Mampalahelo...snif!
