Hevitra momba ny Maty aho
Hiverina amin'ny Maty aho
efizzay (
10/08/2010 21:24)
maty arany ka atao ahoana lol
raozigasy (
11/08/2010 00:39)
maty fa tsy maty e
tslem (
11/08/2010 07:55)
Raha azoko tsara dia io izany lé maty lasa fiteny mahazatra toy ny hoe "maty aho mama a! " sa......?
raozigasy (
11/08/2010 09:11)
ié sy ilay hoe mama ah mama ah !!
