Hevitra momba ny Noheveriko
Hiverina amin'ny Noheveriko
ikalamako (
09/03/2010 20:53)
arahabaina e !
maeva74 (
10/03/2010 01:30)
Miarahaba an´i raozy izany mamy tokoa ny zanaka vao voalohany angamba o!
raozigasy (
10/03/2010 08:57)
Misaotra anareo namana rehetra eeeeeeeee
hery (
10/03/2010 09:41)
Ambony indrindra mihitsy io... fa mila mijery ekilibra ihany kle
Mamerina ny arahaba hatrany ee
Mamerina ny arahaba hatrany ee
Malita (
24/04/2010 07:52)
Tena marina io
tsarabe ilay tonokalo
arabaina e
tsarabe ilay tonokalo
arabaina e
raozigasy (
24/04/2010 11:42)
Misaotra Malita e
Soarilala (
28/04/2010 13:27)
Inao ve tsy mahalala, fa ny zanaka no tena malala
