Hevitra momba ny Tsy misy vidiny ny tsiky
Hiverina amin'ny Tsy misy vidiny ny tsiky
Nirilala (
06/08/2009 01:56)
Marina tokoa izany raozigasy. Tsy ny hafa ihany no sambatra rehefa mahita anao mitsiky fa ny tenanao indrindra koa.
mangamaso (
06/08/2009 06:37)
Misaotra anao raozigasy,
Na tsiky kely monja aza dia ampy
Hanambelombelomana saina sy fanahy
Na tsiky kely monja aza dia ampy
Hanambelombelomana saina sy fanahy
ari.malala (
06/08/2009 12:04)
Tsiky iray natolotrao
Nampihiratra ny androko
Tsiky teo imolotrao
Nampipoaka ny masoandroko...
Nampihiratra ny androko
Tsiky teo imolotrao
Nampipoaka ny masoandroko...
endrika01 (
08/08/2009 04:05)
Tsy misy vidiny ny tsiky,sa ny tsiky iray tsy voavidy vola!
