Namana (rapah)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nanampankevitra aho anoratra
Noho ny namana iihany
Nanapan-kevitra aho anoratra
ireo tsiky sy tomany
Horeketiko ao dholo
Na ny lasa na ny ho avy
Ho vakian'ireo namana
Na ny lahy na ny vavy
Ireo namana rehetra
Sy ireo akama marobe
Izay niara nihira sy nifaly
Nampitsiky nampihomehy
Ny solon'anarana rehetra
Izay nataoko antaratasy
Natambatro amin' ireo namana
Izay tany an-dakilasy
Nohangoniko izy ireny
Ho tsarapirina daholo
Ho vazkiako rahatr'izay
izy iray manontolo
--------
Rohy:
1483 0
Hevitra mandeha
rapah ( 04/08/2004 14:35)
somary diso frap fa maika loatra aho
fiaritiana ( 21/01/2006 17:04)
tsara ka! mahereza!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : rapah
Nampiditra : rapah
Daty : 04/08/2004 13:38
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094