tsiaro (Ratom)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ity alina mangina
hanembonako anao ry tiana
fa lavitra ahy ianao
k mituloko irery aho

herintaona toy izao manko no nifaneken-tsika roa
hoe hiaraka faona na inon hanjoa
indrisy anef enao D lasa tsy niteny
f nahita ilay soloko teny andalana teny
nalaelo mafy aho raha nitranga ilay olana
f lasa nandao ilay hany mba tokana

mijanona ho tsiaro ireny zava-bita ireny
ka na hankahala aza ny maro nafinaritra ny fiarahana ireny
ka androany aho dia mitso-drano anao
fa na inon nanjo ahy izaho ts hankahala anao

by:Ratom
--------
Rohy:
Sokajy : Fiononana - embona
963 1
Mpakafy: rebelratom
Hevitra mandeha
rebelratom ( 03/03/2018 08:05)
tsy voatery hankahala anao akory rehefa misy fisarahana f matoa nisaraka tsy iny izay ilay anjara
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ratom
Nampiditra : rebelratom
Daty : 03/03/2018 08:04
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0355