Hevitra momba ny FISARAHANA
Hiverina amin'ny FISARAHANA
endrika01 (
23/05/2008 11:20)
Nilaozan'olon-tina angah hono i Ratovoary?
mety kah tohizo!
mety kah tohizo!
RATOVOARY (
23/05/2008 12:11)
Tsia !
Vetso io ary aingam-panahy koa.
Atolotro ireo ze donam-pitiavana io
Vetso io ary aingam-panahy koa.
Atolotro ireo ze donam-pitiavana io
nixmada (
10/07/2008 11:38)
Tsara tokoa ilay izy, misaotra manana talenta ka nnamoaka izany ho anay!mazotoa e
RATOVOARY (
11/07/2008 07:37)
Misoatra @ fanohanana
