Ry malala volamena (Rayann Joh)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ry malala volamena
ity foko manatena
Manatena ka valio
Tsy ampitso fa anio

Tiko ianao
Ka tena tiko
Tiko ho ahy samy irery
ianao no voafidinifoko
izarana ny afalina sy alahelo
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
4 1
Mpakafy: Rayanjoh
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rayann Joh
Nampiditra : Rayanjoh
Daty : 18/07/2026 05:17
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0103