Hevitra momba ny Ny nosiko
Hiverina amin'ny Ny nosiko
sonwin (
06/02/2005 20:04)
Tsara ny tononkalo. Fa ny nositsika ve tsy manam-pahavalo? oh.betsaka ny fahavalo: ny loza voajanahary, ny fahantrana, ny tsolotra, etc...ary jereo tsara fa ravan'ny fahavalo tanteraka isika ankehitriny. Ny fanafodiny???ilay tonokalonao iray: Miandry anao ny taninao. Mirary soa ho an mpanoratra.
