When the rain begins to fall - RAZAFINDRALAMBO Oliver
Azo vakiana?
Raha vao manomboka hirotsaka ny orana
Dia ianao no avana eny amin'ny lanitro
Matokia ahy fa tsy misy atahorana
Raha sendra mianjera aza ianao ho sinambotro
Raha vao manomboka hanorana ny andro
Izaho no hanazava, hisolo masoandro
Ny fiainanao hanjopiaka, hibaliaka
Ary ho lavorary izay rehetra ataontsika
RAZAFINDRALAMBO Oliver
(Atolotro ho an'i Mi (berthe), bavin'i Valy)
Mombamomba
Mpanoratra : RAZAFINDRALAMBO Oliver
Nampiditra : 2689Daty : 11/12/2003
Mpamangy : 2465
Mankafy : 1