Ny VADY AMAN-JANAKO (rfra)

Nantsain'i
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY VADY AMAN-JANAKO



Mamiko ny vady aman-janako
Nokoloiko ary koa notiaviko
Nampahereziko amin'ny hevitra rehetra
Isan'andro sy ny ho avy rehetra



Mamiko ny vady aman-janako
Harena izay ho tarafin'ny taranako
Dia ho jiroko sy mbola ho faniloko
Mibaliaka amin'ny andro handehanako


2001/2002

Faraniaina RAKOTOARIVELO
--------
Rohy:
1324 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : rfra
Nampiditra : rfra
Daty : 17/06/2013 19:39
Antsantononkalo
Nantsain'i
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137