Mitchia Richina (RIC"K)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mitchia Richina
Tiako ianao ry Mitchia Richina handravaka ny tavako,
Hankahery ahy hizotra amin’ny lalako,
Na ngidy na angola ny rotsin’ny fitiavako,
Dia mbola ianao ry Mitchia Richina no tiako ho eo am-bavako…
Fa raha tsy ianao ry Mitchia Richina no hitohoka amin’ny molotro,
Dia ho longolongo no sisa mba hatolotro,
Ka aza ilaozanao fa ‘ndrao mivonto fo :
Andao mihitsy akia hifangia isika roa…
‘Ndao hifanindran-dalana tsy hisaraka intsony,
Ka raha tojo olana : ianao no hampitony,
RIC’K avia mba honina ao anilanao
Hanohana, hankahery, hameno ny tontolo ho anao
Ka raiso re lay fitiha zai omeko anao
Mitchia Richina enao lahi vonikazoko sady manitra ka isaorako sy iderako an-Andriamanitra
Ka za mena tsini aky rato ka nanoratra zao tonokalo fa ny fitiavako anao akori Mitohetra fa tsi mandalo
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
874 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RIC"K
Nampiditra : ainakoloina21
Daty : 12/02/2015 10:50
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142