Ry Nosi-drazako (Rnt)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ry nosin-drazako tena tiako Oviana mba ho tanteraka ny faniriako Ireo olo-marina toa efa lasa nandao Ho aiza ity lalan-kizoranao Malaza manan-karena tokoa mantsy isika Kanefa tsy hita izany fa ahondrana hatrany Amerika Izy tsy tompony indray no manjakazaka Tsy vao androany izany fa hatramin'ny faham-panjaka Ireo mpitondra mody tsy mahit'izany Satria mahazo vola tsy roa aman-tany , Ka mampitanondrika sy mampitomany Eh ! mbola androso ve any ho any
--------
Rohy:
Sokajy : Tanindrazana
615 1
Mpakafy: Rnt4
Hevitra mandeha
Rnt4 ( 13/07/2017 10:13)
Mbola handroso ihany ve ity firenentsika ity raha izao no mitohy ?
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rnt
Nampiditra : Rnt4
Daty : 13/07/2017 10:11
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0225